-
Nomery 30:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 ary henon’ny vadiny ilay izy nefa tsy manakana azy ilay vadiny sady tsy miteny hoe tsy ekeny ilay izy, dia hanan-kery daholo ny voady rehetra nataon’ilay vehivavy, na izay voadiny hoe hifady zavatra.
-