Deoteronomia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nampianariko fitsipika sy didim-pitsarana ianareo,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitro ahy, amin’izay dia hankatò an’ireny ianareo any amin’ilay tany halainareo ho anareo.
5 Efa nampianariko fitsipika sy didim-pitsarana ianareo,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitro ahy, amin’izay dia hankatò an’ireny ianareo any amin’ilay tany halainareo ho anareo.