-
Deoteronomia 6:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Araho an-tsakany sy an-davany ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo sy ny fampahatsiahivany ary ny fitsipiny izay nasainy narahinareo.
-