Deoteronomia 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ho olo-marina koa isika, raha mitandrina tsara an’izany didy rehetra izany satria mankatò an’i* Jehovah Andriamanitsika, araka ny didy nomeny antsika.’+
25 Ho olo-marina koa isika, raha mitandrina tsara an’izany didy rehetra izany satria mankatò an’i* Jehovah Andriamanitsika, araka ny didy nomeny antsika.’+