Deoteronomia 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Rehefa ampidirin’i Jehovah Andriamanitrareo ao amin’ilay tany halainareo ianareo, dia tonòny eo amin’ny Tendrombohitra Gerizima ilay fitahiana, ary eo amin’ny Tendrombohitra Ebala kosa ilay ozona.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:29 Fandalinana, Boky 1,
29 “Rehefa ampidirin’i Jehovah Andriamanitrareo ao amin’ilay tany halainareo ianareo, dia tonòny eo amin’ny Tendrombohitra Gerizima ilay fitahiana, ary eo amin’ny Tendrombohitra Ebala kosa ilay ozona.+