Deoteronomia 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy nanampy anareo mantsy izy ireo sady tsy nanome sakafo sy rano anareo, tamin’ianareo teny an-dalana avy tany Ejipta.+ Nokaramainy hanozona anareo koa i Balama zanak’i Beora, avy any Petora, any Mezopotamia.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:4 Fandalinana, Boky 2,
4 Tsy nanampy anareo mantsy izy ireo sady tsy nanome sakafo sy rano anareo, tamin’ianareo teny an-dalana avy tany Ejipta.+ Nokaramainy hanozona anareo koa i Balama zanak’i Beora, avy any Petora, any Mezopotamia.+