Deoteronomia 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hamoaka didy koa i Jehovah hoe hotahina ny trano fitehirizam-bokatrao+ sy izay rehetra ataonao, ka tena hotahiny tokoa ianao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.
8 Hamoaka didy koa i Jehovah hoe hotahina ny trano fitehirizam-bokatrao+ sy izay rehetra ataonao, ka tena hotahiny tokoa ianao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.