Deoteronomia 28:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 dia hasian’i Jehovah amin’ny loza mahery vaika ianao sy ny taranakao,+ dia loza lehibe sady maharitra, ary aretina mampijalijaly sady tsy mety sitrana.
59 dia hasian’i Jehovah amin’ny loza mahery vaika ianao sy ny taranakao,+ dia loza lehibe sady maharitra, ary aretina mampijalijaly sady tsy mety sitrana.