Deoteronomia 32:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa hitan’i Jehovah izany, dia nolaviny izy ireo,+Satria nampahatezitra Azy ny zanany lahy sy ny zanany vavy.
19 Rehefa hitan’i Jehovah izany, dia nolaviny izy ireo,+Satria nampahatezitra Azy ny zanany lahy sy ny zanany vavy.