Deoteronomia 32:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izay nihinana ny tavin’ny sorona* natolotr’izy ireo,Ary nisotro ny divay nateriny ho fanatitra zava-pisotro?+ Aleo ireny hitsangana hanampy anareo. Aleo ireny ho lasa toerana ialokalofanareo.
38 Izay nihinana ny tavin’ny sorona* natolotr’izy ireo,Ary nisotro ny divay nateriny ho fanatitra zava-pisotro?+ Aleo ireny hitsangana hanampy anareo. Aleo ireny ho lasa toerana ialokalofanareo.