Deoteronomia 32:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary ho faty eo amin’io tendrombohitra hiakaranao io ianao, ka hangonina any amin’ny razambenao,* hoatran’i Arona rahalahinao izay maty teo amin’ny Tendrombohitra Hora+ ka nangonina tany amin’ny razambeny. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:50 Fandalinana, Boky 1,
50 Ary ho faty eo amin’io tendrombohitra hiakaranao io ianao, ka hangonina any amin’ny razambenao,* hoatran’i Arona rahalahinao izay maty teo amin’ny Tendrombohitra Hora+ ka nangonina tany amin’ny razambeny.