Deoteronomia 34:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy i Jehovah taminy: “Io ilay tany nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: ‘Ny taranakao no homeko an’io.’+ Avelako hahita azy io ny masonao, saingy tsy hiampita eny ianao.”+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:4 Fandalinana, Boky 2,
4 Ary hoy i Jehovah taminy: “Io ilay tany nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: ‘Ny taranakao no homeko an’io.’+ Avelako hahita azy io ny masonao, saingy tsy hiampita eny ianao.”+