Josoa 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary naringan’izy ireo tanteraka tamin’ny sabatra izay rehetra tao an-tanàna, na lehilahy na vehivavy, na antitra na tanora, na omby na ondry na ampondra.+
21 Ary naringan’izy ireo tanteraka tamin’ny sabatra izay rehetra tao an-tanàna, na lehilahy na vehivavy, na antitra na tanora, na omby na ondry na ampondra.+