Josoa 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izany no nahatonga an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba zanak’i Jefone Kenizita hatramin’izao. Nanaraka an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo mantsy izy.+
14 Izany no nahatonga an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba zanak’i Jefone Kenizita hatramin’izao. Nanaraka an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo mantsy izy.+