Josoa 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 dia tonga hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’i Ekrona,+ ary avy teo Sikerona no nitohy teo amin’ny Tendrombohitra Balaha ary nankany Jabniela, dia tany amin’ny ranomasina ny farany.
11 dia tonga hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’i Ekrona,+ ary avy teo Sikerona no nitohy teo amin’ny Tendrombohitra Balaha ary nankany Jabniela, dia tany amin’ny ranomasina ny farany.