Josoa 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary niakatra avy tao i Kaleba dia nandeha niady tamin’ny mponin’i Debira.+ Kiriata-sefera no anaran’i Debira talohan’izay.
15 Ary niakatra avy tao i Kaleba dia nandeha niady tamin’ny mponin’i Debira.+ Kiriata-sefera no anaran’i Debira talohan’izay.