Mpitsara 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nampian’i Jehovah ny fokon’i Joda, ka azon’izy ireo ny faritra be tendrombohitra. Tsy vitan’izy ireo anefa ny nandroaka ny olona nipetraka teny amin’ny tany lemaka,* satria nanana kalesin’ady misy lelan’antsy* izy ireny.+
19 Nampian’i Jehovah ny fokon’i Joda, ka azon’izy ireo ny faritra be tendrombohitra. Tsy vitan’izy ireo anefa ny nandroaka ny olona nipetraka teny amin’ny tany lemaka,* satria nanana kalesin’ady misy lelan’antsy* izy ireny.+