-
Mpitsara 6:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Hametraka volonondry eo am-pamoloana àry aho. Raha ilay volonondry ihany no misy ranonando, fa ny tany manodidina an’ilay izy kosa maina, dia ho fantatro fa hamonjy ny Israely ianao ary izaho no hampiasainao. Izany mantsy no efa nampanantenainao.”
-