Mpitsara 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy koa i Gideona: “Mba misy zavatra iray tiako hangatahina aminareo tsirairay anefa: Omeo ahy ny kavin’orona azonareo tamin’ny babonareo.” Nanana kavin’orona volamena mantsy ireo babo azon’izy ireo satria Ismaelita.+ Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:24 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
24 Hoy koa i Gideona: “Mba misy zavatra iray tiako hangatahina aminareo tsirairay anefa: Omeo ahy ny kavin’orona azonareo tamin’ny babonareo.” Nanana kavin’orona volamena mantsy ireo babo azon’izy ireo satria Ismaelita.+