Mpitsara 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nifampiresaka ny olona sy ny andrianan’i Gileada hoe: “Iza no hitarika antsika rehefa hiady amin’ny Amonita isika?+ Izany lehilahy izany no hataontsika mpitarika ny mponina rehetra eto Gileada.”
18 Dia nifampiresaka ny olona sy ny andrianan’i Gileada hoe: “Iza no hitarika antsika rehefa hiady amin’ny Amonita isika?+ Izany lehilahy izany no hataontsika mpitarika ny mponina rehetra eto Gileada.”