-
Mpitsara 13:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Fa hoy ilay anjelin’i Jehovah tamin’i Manoa: “Na hijanona aza aho, dia tsy hihinana amin’ny sakafo arosonao. Fa raha te hanolotra fanatitra dorana ho an’i Jehovah ianao, dia afaka manolotra.” Tsy fantatr’i Manoa hoe anjelin’i Jehovah izy.
-