-
Mpitsara 13:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Rehefa niakatra ho eny amin’ny lanitra ny lelafo teo amin’ny alitara, dia nankao anatin’ilay lelafo ilay anjelin’i Jehovah. Tonga dia niankohoka tamin’ny tany ry Manoa mivady rehefa nahita an’izany.
-