Mpitsara 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy izy ireo: “Misy fety ho an’i Jehovah atao isan-taona any Silo,+ any avaratr’i Betela, izany hoe eo atsinanan’ilay lalambe miakatra avy any Betela mankany Sekema, eo atsimon’i Lebona.”
19 Dia hoy izy ireo: “Misy fety ho an’i Jehovah atao isan-taona any Silo,+ any avaratr’i Betela, izany hoe eo atsinanan’ilay lalambe miakatra avy any Betela mankany Sekema, eo atsimon’i Lebona.”