Rota 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Enga anie ny taranaka homen’i Jehovah anao+ avy amin’io vehivavy io ka ho tahaka ny taranak’i Pereza,+ izay naterak’i Tamara tamin’i Joda!”
12 Enga anie ny taranaka homen’i Jehovah anao+ avy amin’io vehivavy io ka ho tahaka ny taranak’i Pereza,+ izay naterak’i Tamara tamin’i Joda!”