1 Samoela 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hidiran-doza isika! Iza no hamonjy antsika eo an-tanan’izany Andriamanitra heni-kaja izany? Izy ilay Andriamanitra namely an’i Ejipta tamin’ny loza isan-karazany tany an-tany efitra.+
8 Hidiran-doza isika! Iza no hamonjy antsika eo an-tanan’izany Andriamanitra heni-kaja izany? Izy ilay Andriamanitra namely an’i Ejipta tamin’ny loza isan-karazany tany an-tany efitra.+