1 Samoela 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy ireo: “Ie! Ao izy. Jereo fa ao aloha kely ao fotsiny izy. Mandehana haingana fa efa tonga ao an-tanàna izy izao, satria manao sorona+ eny amin’ny toerana avo+ ny olona androany.
12 Dia hoy ireo: “Ie! Ao izy. Jereo fa ao aloha kely ao fotsiny izy. Mandehana haingana fa efa tonga ao an-tanàna izy izao, satria manao sorona+ eny amin’ny toerana avo+ ny olona androany.