FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 30:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia tonga teo amin’ireo 200 lahy, izay nijanona teo akaikin’ny Lohasahan’i* Besora,+ i Davida. Tsy niaraka taminy mantsy izy ireo satria reraka loatra. Ary nitsena an’i Davida sy ny olona niaraka taminy izy ireo. Rehefa tonga teo amin’izy ireo i Davida, dia nanontany hoe nanao ahoana izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara