-
2 Samoela 6:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Samy nizarany mofo boribory sy mofo antrendry ary mofo vita tamin’ny voaloboka maina koa ny olona rehetra, dia ny vahoakan’Israely manontolo, na lahy na vavy. Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra.
-