2 Samoela 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nesoriny ny satroboninahitra volamena teny an-dohan’i Malkama. Iray talenta* no lanjan’izy io, ary nisy vatosoa ilay izy. Dia natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Ary naka zavatra be dia be+ avy tao amin’ilay tanàna+ izy. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:30 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
30 Ary nesoriny ny satroboninahitra volamena teny an-dohan’i Malkama. Iray talenta* no lanjan’izy io, ary nisy vatosoa ilay izy. Dia natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Ary naka zavatra be dia be+ avy tao amin’ilay tanàna+ izy.