2 Samoela 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy anefa izy taminy: “Tsia, ranadahy! Aza manao izay hahafa-baraka ahy, fa tsy fanao eto amin’ny Israely izany.+ Aza manao an’izany zavatra mamoafady izany.+
12 Hoy anefa izy taminy: “Tsia, ranadahy! Aza manao izay hahafa-baraka ahy, fa tsy fanao eto amin’ny Israely izany.+ Aza manao an’izany zavatra mamoafady izany.+