-
2 Samoela 24:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hoy anefa i Joaba tamin’ny mpanjaka: “Hampitomboin’i Jehovah Andriamanitrao avo 100 heny anie ny isan’ny olona, ary ho hitan’ny mason’ny mpanjaka tompoko anie izany! Fa maninona ny mpanjaka tompoko no te hanao an’izany zavatra izany?”
-