1 Mpanjaka 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia naniraka an’i Benaia+ zanak’i Joiada hankany amin’i Adonia. Dia lasa izy ka namono an’i Adonia ho faty.
25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia naniraka an’i Benaia+ zanak’i Joiada hankany amin’i Adonia. Dia lasa izy ka namono an’i Adonia ho faty.