1 Mpanjaka 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy nisy nilaza tamin’ny tompoko an’izay nataoko angaha rehefa novonoin’i Jezebela ny mpaminanin’i Jehovah? Nanafina mpaminanin’i Jehovah 100 aho, ka 50 avy no nataoko tao anaty lava-bato, ary nitondrako mofo sy rano ry zareo.+
13 Tsy nisy nilaza tamin’ny tompoko an’izay nataoko angaha rehefa novonoin’i Jezebela ny mpaminanin’i Jehovah? Nanafina mpaminanin’i Jehovah 100 aho, ka 50 avy no nataoko tao anaty lava-bato, ary nitondrako mofo sy rano ry zareo.+