-
1 Mpanjaka 20:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia nantsoin’ny mpanjakan’ny Israely daholo ny anti-panahy teo amin’ny taniny, ka hoy izy: “Mba diniho kely ary jereo fa te hanisy ratsy antsika mihitsy ilay rangahy iny. Efa notereny aho hanome ny vady aman-janako sy ny volafotsiko ary ny volamenako, ary tsy nanda aho.”
-