2 Mpanjaka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanampy azy i Jehovah. Nanao zavatra tamim-pahendrena izy, na taiza na taiza nalehany. Nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asyria izy, ka tsy nety nanompo azy.+
7 Ary nanampy azy i Jehovah. Nanao zavatra tamim-pahendrena izy, na taiza na taiza nalehany. Nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asyria izy, ka tsy nety nanompo azy.+