2 Mpanjaka 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Novonoin’ny vahoaka anefa izay rehetra niray tetika hamono an’i Amona Mpanjaka, ary i Josia zanany no nataon’izy ireo mpanjaka nandimby azy.+
24 Novonoin’ny vahoaka anefa izay rehetra niray tetika hamono an’i Amona Mpanjaka, ary i Josia zanany no nataon’izy ireo mpanjaka nandimby azy.+