2 Mpanjaka 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Navoakany avy tao an-tranon’i Jehovah ny tsato-kazo masina*+ ka nentiny teny ivelan’i Jerosalema, teny amin’ny Lohasahan’i Kidrona. Dia nodorany izany+ ka notorotoroiny ho lasa vovoka, ary nafafiny teny amin’ny fasam-bahoaka ilay vovoka.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:6 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
6 Navoakany avy tao an-tranon’i Jehovah ny tsato-kazo masina*+ ka nentiny teny ivelan’i Jerosalema, teny amin’ny Lohasahan’i Kidrona. Dia nodorany izany+ ka notorotoroiny ho lasa vovoka, ary nafafiny teny amin’ny fasam-bahoaka ilay vovoka.+