-
2 Mpanjaka 1:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hoy anefa i Elia tamin’izy ireo: “Raha lehilahin’Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo hilatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny miaramilanao 50!” Dia nisy afon’Andriamanitra nilatsaka avy tany an-danitra, ka nandevona azy sy ny miaramilany 50.
-