2 Mpanjaka 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, nefa tsy hoatran’ny nataon’ny rainy na ny reniny. Mba nesoriny mantsy ilay tsangambato masin’i Bala, izay nataon-drainy.+
2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, nefa tsy hoatran’ny nataon’ny rainy na ny reniny. Mba nesoriny mantsy ilay tsangambato masin’i Bala, izay nataon-drainy.+