2 Mpanjaka 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nisy niray tetika hanohitra azy+ tany Jerosalema tatỳ aoriana, ka nandositra tany Lakisy izy. Naniraka olona hanenjika azy tany anefa izy ireo ka namono azy tany.
19 Nisy niray tetika hanohitra azy+ tany Jerosalema tatỳ aoriana, ka nandositra tany Lakisy izy. Naniraka olona hanenjika azy tany anefa izy ireo ka namono azy tany.