1 Tantara 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy i Davida tamin’izay: “Tsy misy mahazo milanja an’ilay Vata masin’Andriamanitra afa-tsy ny Levita ihany. Ry zareo mantsy no nofidin’i Jehovah hilanja ny Vata masin’i Jehovah sy hanompo Azy foana.”+
2 Hoy i Davida tamin’izay: “Tsy misy mahazo milanja an’ilay Vata masin’Andriamanitra afa-tsy ny Levita ihany. Ry zareo mantsy no nofidin’i Jehovah hilanja ny Vata masin’i Jehovah sy hanompo Azy foana.”+