1 Tantara 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Niantso an’i Jehovah koa izy. Dia novaliany izy, ka nisy afo+ avy any an-danitra nalatsany teo ambonin’ilay alitara fanaovana fanatitra dorana. 1 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:26 si 78 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:26 “Soratra Rehetra,” p. 78
26 Ary nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Niantso an’i Jehovah koa izy. Dia novaliany izy, ka nisy afo+ avy any an-danitra nalatsany teo ambonin’ilay alitara fanaovana fanatitra dorana.