1 Tantara 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanome toromarika momba an’ireto koa izy: Ny fizarana misy ny mpisorona+ sy ny Levita, ny asa fanompoana rehetra ao an-tranon’i Jehovah, ny fitaovana rehetra hampiasaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Jehovah,
13 Nanome toromarika momba an’ireto koa izy: Ny fizarana misy ny mpisorona+ sy ny Levita, ny asa fanompoana rehetra ao an-tranon’i Jehovah, ny fitaovana rehetra hampiasaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Jehovah,