2 Tantara 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy nanompo an’ilay tena Andriamanitra ny Israely, nandritra ny fotoana ela,* sady tsy nanana mpisorona nampianatra azy, ary tsy nanana lalàna koa.+
3 Tsy nanompo an’ilay tena Andriamanitra ny Israely, nandritra ny fotoana ela,* sady tsy nanana mpisorona nampianatra azy, ary tsy nanana lalàna koa.+