2 Tantara 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa avy nanontany ny mpanolo-tsainy i Amazia mpanjakan’ny Joda, dia nampitondra hafatra ho an’i Joasy zanak’i Joahaza, zanak’i Jeho mpanjakan’ny Israely, hoe: “Tongava, andao isika hiady!”*+
17 Rehefa avy nanontany ny mpanolo-tsainy i Amazia mpanjakan’ny Joda, dia nampitondra hafatra ho an’i Joasy zanak’i Joahaza, zanak’i Jeho mpanjakan’ny Israely, hoe: “Tongava, andao isika hiady!”*+