2 Tantara 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ozia, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo, saingy teo amin’ny saha teo ivelany. Nilaza mantsy ny olona hoe: “Boka izy.” Ary i Jotama+ zanany no nanjaka nandimby azy. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:23 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
23 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ozia, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo, saingy teo amin’ny saha teo ivelany. Nilaza mantsy ny olona hoe: “Boka izy.” Ary i Jotama+ zanany no nanjaka nandimby azy.