2 Tantara 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah+ i Jotama. Nanao fanorenana be dia be teo amin’ny mandan’i Ofela+ koa izy. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:3 Fandalinana, Boky 2,
3 Ary nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah+ i Jotama. Nanao fanorenana be dia be teo amin’ny mandan’i Ofela+ koa izy.