2 Tantara 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nesoriny ny alitara tany Jerosalema.+ Nesoriny koa ny alitara rehetra fandoroana emboka manitra,+ ka nariany tany amin’ny Lohasahan’i Kidrona.
14 Dia nesoriny ny alitara tany Jerosalema.+ Nesoriny koa ny alitara rehetra fandoroana emboka manitra,+ ka nariany tany amin’ny Lohasahan’i Kidrona.