21 “Mandehana misolo tena ahy sy ny sisa amin’ny Israely sy Joda, ka anontanio i Jehovah momba an’izay voalaza ao amin’io boky vao hita io. Fa ho tezitra be amintsika i Jehovah, satria tsy nankatò ny tenin’i Jehovah ny razambentsika, ka tsy nanaraka an’izay rehetra voasoratra ao amin’io boky io.”+