-
Ezra 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia niomankomana handeha ny lohan’ny fianakaviamben’ny Joda sy Benjamina ary ny mpisorona sy ny Levita, izany hoe izay rehetra nentanin’ilay tena Andriamanitra, mba hanorina indray an’ilay tranon’i Jehovah tany Jerosalema.
-